Tsy mampilamina io, tsy mampivoatra, tsy mampandroso,Dia mbola misy sahy mirediredy ihany fa mety ny fandehan-javatra eto, fa nahoana no minia mikipy tahaka izany e.Ny fototr’olona hodiana fanina daholo, zavatra manamboatra ny endrika ivelany no handaniana fotoana.Ahoana moa no hahazoana toky fa hilamina indray io fifidianana amin’ny herintaona io raha izao fitrangany izao ? Ny vahoaka rahateo anaty fahasahiranana ny 90% , tsy misy vahaolana raha tsy mifandamina ary averina apetraka izay raafitra mampirindra ny fiainana eto.Ny ankoatra izay dia tean rediredin’adala fotsiny.