airtel

Humour

19-mai-2022

Humour

AZA MIREDIREDY NAMA A

Sample post image

Tsara aloha rehefa tonga saina hoe adidy ny fanofanana arak’asa sy fampananan’asa ny tanora,Fa ny mahagaga dia hoe izao vao manaitaitra izany indray.

19-mai-2022

Asa hoe inona no nitranga; fa ny lesona azo tsoahina dia ny hoe mba diniho tsara ny zavatra tenenina amin’ny manaraka ary ireo izay tena mahamaika sy laharampahamehana tenenina sy tanterahana fa tsy mirediredy imasom-bahoaka foana.Raha io fanapahan-kevitra io izao no noraisna 3 taona lasa, mety efa mba hafahafa kokoa ny fandehan-javatra, fa ilay izy moa ny rediredy tsy maintsy mandeha, angamba .Dia aza zarina omena maimaimpoana ny olona fa tena mianatra, miofana, mitady, miasa. Izay ihany no mahatafita fa ny ankoatran’izay rediredy sy resaka manao ariary zato am-pandriana fotsiny.
 

 

Dans la même rubrique