airtel

Humour

13-avril-2022

Humour

Efa nisy teto izany mpaminany sandoka avy any Brésil nolazaina ho nahita fahitana fa hiainga eto Madagasikara

Sample post image

amin'ny alalan'ity ezak'ity Fanjakana ity ny famonjena izao tontolo izao. Lalaovina hatramin'ny resa-paminaniana ve hampalazana tena?

13-avril-2022

 Aiza ilay hoe hamonjy izao tontolo izao ankehitriny ? Io indray fa voizina ny hoe: mbola ho lanin'ny fon'ny mpifidy 53%. Mihevitra ny Malagasy ho badraodra sy dondrona hatrany. Dia mbola hisy maro an'isa ho voafitaky ny balarora sy fampanantenana poakaty manara-penitra hatrany ve? Aza mirediredy nama a !

 

Dans la même rubrique