airtel

Humour

31-mars-2022

Humour

Izaho manokana, vonona na hamoizana ny aina aza hanavatona ity firenena ity,

Sample post image

izay no lova napetrak’ireo razambentsika, hoy ilay rangahy iny tamin’ny lanonam-pahatsiarovana ny 29 martsa teo,

31-mars-2022

 izay tsingerin-taonan’ny tolom-panafahana tamin’ny 1947. Taiza no mbola nisy tia tanindrazana handeha hitsodrano ankolaka ny olona handroba na hamotika ny fananan’ny Malagasy toa azy? Fitiavan-tanindrazana ny fampiasana vola tsy toko tsy forohana hakana fahefana? Fitiavan-tanindrazana ve ny fikipiana eo anatrehan’ny fananan’ny Malagasy robain’ny vahiny? Toa tendry an-tendromolotra ihany ka mba menatra! Aza mirediredy nama a!

 

Dans la même rubrique