airtel

Humour

05-mai-2022

Humour

Mampahatra ny trosa amin’ny mpamatsy vola mahazatra e!

Sample post image

Ozinina fanaovana éthanol e! Orinasa mpamokatra fiara Gasycar e! Hatomboka ny fitarihan-drano any Atsimo e! Tsy hanao politika intsony aho raha tsy vita ny RN13 izay tsy maintsy hanomboka faran’ny 2020, faran’ny 2021,…

05-mai-2022

 Izao afa toa kofona, tsy ambony tsy ambany tahaka ny lohalik’alika, hoy ny fitenenana. Izao indray dia hoe: tsy ampandoavina CNaPS ny orinasa fa ny Fanjakana no handoa azy ho tambin’ny fampisondrotan-karama. Ry zalahy saim-bola mamba noana ireto ve tena hanaiky ho very fihinanana hampihena ny miditra sy hampitombo ny mivoaka. Mahakely ka sao mivarotra saka beloha? Aza mirediredy nama fa tsy vaovao aminay ianareo a! 

 

Dans la même rubrique