airtel

kolontsaina

20-avril-2023

kolontsaina

23 taona nandehanana irery Ho fintinin’i Lola anaty adin’ny 4 tsy miato

Sample post image

Ho fintinin’i Lola anaty adin’ny 4 tsy miato izay 23 taona nandehanana irery tao anatin’ny tontolon’ny hira sy mozika izay. Lola 100%,

20-avril-2023

hoy ity mpanakanto ity, no hanao seho miavaka be ao amin’ny kianjaben’i ESCA Antanimena ny 7 may izao. Hira miisa 45 no hokaloina tsy an-kiato. Ireo hira nanamarika ny taona nifandimby, hanembonanao ny fahazazanao, fahatanoranao ary ireo hira vaovao isan-karazany dia samy hiaraha-mifaly amin’io fotoana io avokoa ka tsara raha miomana dieny izao, hoy hatrany i Lola.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

23-avril-2024

Hanolotra seho miavaka eny Talatamaty eny indray ny tarika Tempo gaigy ny 5 may 2024 izao,

Card image cap
23-avril-2024

Hifanakalo mozika anaty alina miavaka etsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina ry Bekoto,

Card image cap