40 taona niakarana an-tsehatra
Mampanantena seho maro i Poopy
Hankalaza ny faha-40 taona niakarany an-tsehatra amin’ity taona 2023 ity i Poopy. Mampanantena ny mpankafy azy hatramin’izay ka hatramin’izao izy,
05-janv-2023
noho izany, fa hisy ny seho maro samihafa iarahana aminy, ho ivon’ny fankalazana. Ny taona 1983 moa no nanomboka nihira i Poopy. Andrasan’ireo mpankafy fatratra, araka izany, izay fotoana heverin’izy ireo fa tena lehibe izay.
J. Mirija