izay mbola mitoetra ankehitriny. Ny anarany ankehitriny : Lasa hoe ALAROBIA no fiantso nahazatra ny olona taty aoriana noho io andro io natokana ho TSENA. Fa ara-panjakana kosa dia AMBONILOHA no anarany. Fizaram-paritra ankehitriny : Amboniloha Ambany avaratra Ambany andrefana Ambatonandriana.