airtel

kolontsaina

01-juil-2025

Ingahibe Tselonina

Hanafana ny etsy Isoraka

Sample post image

Hanafana ny etsy Isoraka, ny marimarina kokoa dia ao amin’ny Restaurant Chez Baba Isoraka,

01-juil-2025

Ingahibe Tselonina ny takarivan’ny 5 jolay izao. Elaela tsy nahitàna ity zokiben’ny vazo miteny ity teny an-tsehatra. An-taonany maro ihany koa no heverina fa niandrasan’ireo mpankafy, indrindra, mpankafy hatramin’ny ela, ny handre indray ireo hira tena nahafantarana izany Tselonina izany. Isan’ireny ry «Ravaomaria», «Tsara petrapetraka», «Bogosy», «Moly be», «Bitsika», «Izany no malaza», «Terabao» sy ny hafa rehetra. Tonga amin’ilay hoe sabotsy mifankahita, araka ny fiteniny, araka izany ity takariva hoavy ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique