airtel

kolontsaina

04-sept-2025

Lalana eo Ampanasana Miandrivazo

Nomena ny anarana ''Lalana Ampanjaka Toera''

Sample post image

Notokanana ary nomena ny anarana ''Lalana Ampanjaka

04-sept-2025

Toera'' ny lalana eo Ampanasana Miandrivazo, raha ny fampitàm-baovao voaray omaly. Napetraka ny tsangam-bato lehibe ao Ampanasana ho fanamarihana ny fandalovan’ny Kabeson’ny Ampanjaka Toera tao Miandrivazo. Ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina, Mara Donna, no nitarika izany lanonana izany. Nanontrona ihany koa ny loholona avy any an-toerana sy ny solombavambahoaka maromaro, raha ny fampitam-baovao voaray omaly hatrany.
Nangonin’i J. Mirija 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

an-tanana ao Inde

Card image cap