airtel

kolontsaina

08-fรฉvr-2024

Tanora mihetraketraka ao Antsiranana

Tovolahy 5 indray no naiditra am-ponja

Sample post image

Miisa 5 indray ireo andiana tovolahy mpanao herisetra ao Antsiranana

08-fรฉvr-2024

no fantatra fa naiditra am-ponja vonjimaika. 11 ka hatramin’ny 21 taona izy ireo izay mitondra ny anarana hoe : ๐—ง๐—ฒ๐˜…๐—ฎ๐˜€ ๐˜€๐˜† ๐—Ÿ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ. Raha araka ny fantatra dia mitora-bato mandratra mihitsy izy ireo, tena tia adiady ihany koa raha toraka izay ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ samy ao anatin’ny distrikan’๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ I. Voalaza koa fa indraindray izy ireo dia manao sinto-mahery miaraka amin'ny zava-maranitra. Mandrava olona eny amin'ny fokontany ihany koa ka lasa matahotra ny vahoaka tsy misy sahy mivoaka ny trano amin'ny alina intsony. Tsiahivina moa fa tsy mety tapitra ireo andian-jatovo mpanao herisetra ao Antsiranana ao. Rehefa mihetsika izy ireo dia mila ho leo mihitsy ny mponina, tranga miainga eny anivon’ny fiaraha-monina mipaka hatreny amin’ny sekoly, fokontany, fiangonana….Ny fanabeazana ireo tovolahy tsy ampy taona mihitsy noho izany no hangatahin’ireo mponina any an-toerana hamafisina.
Pati
Legende : Ireo ry zalahy isany !
 

Dans la mรชme rubrique