airtel

kolontsaina

21-janv-2026

Taom-baovao

malagasy tsy iasàna

Sample post image

Miandry ny vokatry ny fikaonandoham-pirenena

21-janv-2026

Miandry ny vokatry ny fikaonandoham-pirenena, raha ny didim-panjakàna nivoaka farany izany, no ho fantatra ny taom-baovao malagasy ifanarahana fa tsy iasàna nefa andraisan-karama eto Madagasikara. Etsy ankilany dia tsikaritra ho mitombo hatrany izay andro tsy fiasàna nefa andraisan-karama eto amintsika izay. Isan’ny voalaza ao anatin’ny andininy faha 115 anatin’ny fehezan-dalàna laharana faha 2024-014 ihany koa fa andro tsy fiasàna nefa andraisan-karàma ny andron’ny kolontsaina na «journée de la culture». Andrasana, araka izany, ny fampiharana izay didy rehetra izay sy ny daty mifandraika amin’ireo heverina ho fotoan-dehibe vaovao natao tsy iasàna nefa andraisan-karama eto amin’ny firenena izay manomboka eto.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

05-mars-2026

Hosokafana amin'ny seho lehibe eny amin'ny La City Ivandry

Card image cap