airtel

kolontsaina

17-juil-2026

Tarika Solo Mianadahy

Nodimandry i Manana Irina

Sample post image

Nodimandry teo amin’ny faha 61

17-juil-2026

taonany i Randrianarivony Manana Irina, fantatra tamin’ny hoe Manana Irina, iray tamin'ireo mpianadahy tato amin'ny tarika Solo Mianadahy, hoy ny fampitàm-baovao avy eo anivon’ity tarika mpiangaly mozika marolafy na «variété» ity omaly. Ny faha 15n’ny volana teo izy no nandao antsika, raha ny fampahafantarana ihany. Hiala anio zoma 17 jolay ao amin’ny fonenany ao Mangarivotra ny nofony. Entina hanomezam-boninahitra an’Andriamananitra ao amin’ny fiangonana FJKM Ambatondrazaka Fitiavana avy eo ary alevina ao amin’ny fasan-drazany ao Mampierika Mangatany, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique