airtel

kolontsaina

07-mai-2024

Vazo miteny

Ho tafaraka indray Ifanihy sy Tselonina

Sample post image

Ho tafaraka indray ao amin’ny Valahara café Antsirabe Ifanihy sy Tselonina ny alin’ny 31 may izao.

07-mai-2024

Vazo miteny eto no resaka, mazava ho azy. Hisy raharaha amin’io, hoy Ifanihy, ary revy milamina ho tsakotsakoina no hiseho ao. Hampiaraha-peo sy afangarongaro ao, araka izany, ry «Andeha hody aho dieny tsy mamo», «Ranenitoa», «Jessy=Tse», «Lesabotsy» sy ny tariny rehetra.

J. Mirija
 

Dans la même rubrique

04-déc-2025

decodeus 15 nodorana, olona 66 no efa nosamborina

Card image cap
04-déc-2025

Namoaka ny boky miavaka 3 ho an’ny ankizy ny Éditions e-Vetso

Card image cap