hoy ny mpandraharaha, Danny Rasolofomanana. Rehefa manova dia mila sahy manova marina ary mila mahay mametraka tsara ny «souveraineté» na fiandrianana, hoy izy. Tazony ny maha-malagasy ary aza manaiky tsindrin’ny vahiny na «influence étrangère» fa samy masina an-taniny. Na izy manaja antsika, na izy mody any aminy. Misy vola tonga foana eo rehefa mahay mametraka isika fa aza matahotra! Mila hentitra isika fa tsy manao tsara fanahy loatra satria izay no nahavoa hatramin’izay, hoy hatrany ity mpandraharaha isan’ny nitolona ny taona 2023 ity.
J. Mirija
Azon'ny PACsy ny Fitsarana tsotra sy enjehina Ramonjavelo sy Ravalomanana