airtel

Politique

02-juil-2025

Hary Razafindrazaka

«Any ambany ravinahitra any tsy

Sample post image

atahorana hirotsaka eny amin’ny 13 may…»

02-juil-2025

Tamin’ny andron’ny COVID no efa nandripaka ny tazo, hoy ny mpikatroka eo anivon’ny antoko politika Leader Fanilo, Hary Razafindrazaka! Ny artemesia no efa fantatra ny fahombiazany amin’io fa ny antsika angamba te hanankarena na te halaza tampoka dia ny CVO no nezahana amidy hanavotra izao tontolo hono, hoy izy. Ny matin’ny tazo tamin'izany tadidiko fa mbola maro noho ny matin’ny COVID. Any ambany ravinahitra any tokoa angamba tsy atahorana hirotsaka eny amin’ny 13 may dia navela irery tany! Izao vao tonga saina hoe sao dia mahasoa ilay CVO? Tara sambo foana, hoy hatrany ity mpikatroka Leader Fanilo ity!
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

hidina any amin'ny Fokontany nihaviany avy

Card image cap
05-juin-2026

hafaingano ny fikaonandoham-pirenena"

Card image cap
05-juin-2026

mandroso any amin’ny fanavaozana»

Card image cap
04-juin-2026

Naneho ny fankasitrahany ny fitondram-panjakana

Card image cap
04-juin-2026

Aoka ny tombotsoa ambonin’ny Firenena no hokatsahina »

Card image cap