airtel

Sosialy

11-janv-2021

Sosialy

Ady amin`ny kere Hanafaingana ireo asa ny teknolojia vaovao

Sample post image

Mitohy ny ady amin'ny kere ataon'ny fitondram-mpanjakana any amin'ny faritra Androy sy Anosy.

11-janv-2021

 

 

 Isan’ny ifantohan’ny paik’ady napetraka ny fanisana ireo vahoaka any an-toerana . Amin’izao, ampiasaina ny nomerika sy ny tekolojia vaovao hanafainganan’ireo miaramila any an-toerana ny asa. Hialana amin’ny fikirakirana taratasy, hanafainganana ny fanisana ireo mponina dia amin’ny alalan’ny “tablette” sy ny “connexion” napetraka amin’ireo fiara tsy mataho-dalana ampiasain’ireo mpisehatra no miasa mivantana mampiditra ireo fanisana atao ao anatin’ny KERE-DATA izy ireo. Izany dia ahafahana mamantatra ao anatin’ny fotoana fohy ny isan’ireo tena marefo mila fandraisana an-tanana haingana, ireo tokony ho laharampahamehana amin’ny fizarana ireo fanampiana sy tosika, sns… Tanjona amin` izany moa dia ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ž๐—˜๐—ฅ๐—˜, ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ๐˜€๐˜†. Izany no tanteraka dia noho ny fiaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena sy ny Ministeran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny haitao ara-kajy mirindra.

Marigny A.

Dans la mรชme rubrique

28-mars-2024

Taorianโ€™ny fitarainanโ€™ny vahoakanโ€™Andranambo Ambodihady Ambohimanarina anatinโ€™ny Boriborintany

Card image cap
27-mars-2024

Ireo mpivarotra no anisanโ€™ny lohalaharana aminโ€™ny fandotoana ny tsena avy aminโ€™ireo karazana kojakoja hampiasainy sy hamidiny.

Card image cap