airtel

Sosialy

13-janv-2023

Sosialy

Mampikaikaika ny vidim-bary Mananika ny 10.000 Ariary ny 3 kilao

Sample post image

Miha mampikaikaika ireo mpanjifa hatrany ankehitriny ny vidim-bary, raha ny fanadihadiana natao.

13-janv-2023

Velon-taraina ny raim-pianakaviana iray raha avy nividy vary gasy 3 kilao. Izay izao, hoy izy, dia efa 10.000 Ariary. 9000 Ariary ny 3 kilao tamin’ity vary novidiako teo ity. 1000 Ariary kosa ilay harona satria tsy nanana harona hitondrana azy aho. Efa mananika ny 10.000 Ariary izany izao tao anatin’ny fotoana fohy monja ny vary 1 kilao. Tena efa miha tsy zaka intsony ilay izy, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

28-sept-2023

Hanamarika ny faha-25 taonany amin’ity taona 2023 ity ny hetsika ara-toekarena “Foire International de l’habitat” na

Card image cap
28-sept-2023

Tena miaka-bidy hatrany ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro eny an-tsena. Anisan’izany ny savony

Card image cap