airtel

Sosialy

30-avril-2025

Mpivarotra manodidina ny radiom-pirenena

Tsy mankasitraka ny fanalàna azy ireo

Sample post image

Nilanja sora-baventy tetsy Anosy omaly ireo mpivarotra manodidina iny radiom-pirenena iny.

30-avril-2025

Naneho ny tsy fankahasitrahan’izy ireo ny fanalàna azy ireo teo amin’ny toerana fivarotany isan’andro ireto mpivarotra ireto. Nangorona ny entanay am-panajàna moa izahay ny maraina saingy mbola nisy tamin’ireo mpitandro filaminana ihany no nisintona izany, hoy izy ireo. Miandry ny fanapahan-kevitry ny ben’ny tanànan’Antananarivo moa izahay satria mila toerana ivarotana fa mamelona vady aman-janaka, hoy ihany izy ireo.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

15-déc-2025

Maro ireo toerana tokony ho tsy azo hanorenana intsony

Card image cap
15-déc-2025

hisorohana ny tondra-drano

Card image cap
12-déc-2025

Mangataka fifampiraharana amin'ny Fanjakana…

Card image cap