airtel

Sport

21-janv-2026

Baolina kitra

Niakatra indray ny laharan’ny Barea

Sample post image

Fantatra omaly fa niakatra indray

21-janv-2026

ny laharan’ny Barean’i Madagasikara na ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra eo amin’ny fampilaharan’ny Federasionina iraisampirenena momba ity taranja ity na FIFA. Lasa laharana faha 104 manerantany indray, araka izany, ny ekipam-pirenentsika, hoy ny fampitàm-baovao voaray. Antony nahatonga izany, raha ny fanazavàna voaray, dia noho ny fitotongan’ny laharan’ny ekipam-pirenen’i Guinée équatoriale, izay lasa laharana faha 107, raha toa ka faha 97 teo aloha. Very laharana miisa 10 be izao, araka izany, ity ekipam-pirenena équato-guineanina ity, raha ny fampitàm-baovao voaray omaly hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

06-mars-2026

Misy komity milaza hikarakara fifidianana

Card image cap