airtel

Sport

26-mai-2025

LUC

Mitady mafy ny Ray aman-dReniny

Sample post image

Mafy ny niatrehan'i Luc, zazalahy kely manodidina ny 9 taona ny fetin'ny Reny

26-mai-2025

omaly Alahady 25 May. Tsy mba teo ankilan'ilay nitondra folo volana an-kibo azy mantsy izy. Hitan'ny olona nirenireny teny Ambanilalana Itaosy izy ny Sabotsy 24 May harivariva teo. Fantatra fa izany Seraphin sy Anelle izany no Ray aman-dReniny monina ao Andoavato izay tsy fantatra marina hoe: aiza ? Ny vaomieran'ny fandriam-pahalemana ao Ambanilalana Itaosy no nitondra azy teo amin'ny Zandarimariam-pirenena ka ireto farany indray no nanao ny filazana. Azo hatao moa ny miantsoa an-dRtoa Vero amin'ny laharam-pinday 034.53.752.38 na koa Rtoa Fara amin'ny 033.43.268.45 ho an'ireo mahalala na izay mahafantatra ny momba ity zaza ity.
Pâti
Légende : Ity Luc, kely mila mitady mafy ny Ray aman-dReniny !
 

Dans la même rubrique

23-juil-2026

Neken’ny amerikanina ny maha «Tempana Mainty 8ᵉ Dan»

Card image cap