airtel

Sport

22-oct-2026

Mondial U15

Efa any Azerbaïdjan ny Barea

Sample post image

Rehefa niato kely tao Maorisy sy

22-oct-2026

Torkia dia tonga soa aman-tsara any Azerbaïdjan ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barean’i Madagasikara hiatrika ny amboara eran-tany ho an'ny latsaky ny 15 taona, hoy ny fampitàm-baovao voaray omaly. Ny tolakandron’ny talata 20 oktobra 2026 izy ireo no nanainga teto an-tanindrazana. Ny sabotsy 24 oktobra kosa izy ireo no hiakatra kianja voalohany hifandona amin'i Mozambika. Hanomboka anio 22 oktobra ny fifaninanana ary tsy ho tapitra raha tsy amin'ny 31 oktobra, hoy hatrany ny fampitàm-baovao voaray omaly.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique