airtel

Actualités

01-oct-2026

FAHARETAN’NY

PASIPAORO HO 10 TAONA

Sample post image

Efa miditra amin’ny fanomana

01-oct-2026

ara-teknika i Madagasikara
Efa lany teo anivon’ny filan-kevitry ny Minisitra ary tsy maintsy irosoana ny fampiharana ny fanitarana ny faharetan’ny pasipaoro ho 10 taona hoy ny Minisitrin’ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Général de Police Erick Michel Wouli Soumah Idrissa. Miditra amin’ny fikirakirana ny lafiny teknika ny tompon’andraikitra amin’izao fotoana ho fametrahana ireo fanatsarana vitsivitsy izay tsy maintsy hirosoana mba hanaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny fampiarana izany. Notsindrin’Atoa Minisitra koa fa tsy tafiditra ny pasipaoro efa manana fetra 5 taona fa io fe-potoana io ihany no tsy maintsy taperina. A ENCADRER 190 000 Ariary ny saran’ny fanamboarana pasipaoro eto Madagasikara ary 72 ora ny faharetan’ny fanamboarana azy.
LALAINA RAV
 

Dans la même rubrique

01-oct-2026

anio sy rahampitso

Card image cap
01-oct-2026

5 taona an-tranomaizina,

Card image cap
28-sept-2026

Hanomboka ofisialy amin’ity

Card image cap
28-sept-2026

minisitra sy mpisolovava…

Card image cap
28-sept-2026

Hita maso, azo tsapain-tanana

Card image cap
28-sept-2026

Nisitraka fampitaovana maro ny distrikan’Andramasina

Card image cap