airtel

Actualités

Madagascar Airlines/ «Vao mainka nampavesatra ny trosan’ny Air Madagascar»

14-nov-2025

Tany amin’ny fakàna ny Airbus A 340

Hamaky ny tohiny

Afera Jirama/ Tafakatra 3 ny voasambotra, 1 voaroaka

14-nov-2025

Tafakatra 3 ireo mpiasan’ny Jirama

Hamaky ny tohiny

Alain Mahavimbina/ «Tokony hizara mazava ny andraikitra sy ny ratsa-mangaika»

14-nov-2025

Te hanohy ny fiaraha-miasa amin’i Madagasikara ny

Hamaky ny tohiny

Mangotraka ny raharaha 11 miliara CNaPS-SMGD/ Tafakatra 14 ireo voarohirohy natolotra ny PAC

14-nov-2025

Mihazakazaka ny raharaha 11 miliara nindramin’ny

Hamaky ny tohiny

VMM, Sendikan’ny mpiasan’ny CUA/ Izay naka ny 11 miliara Ar asaina mamerina!

14-nov-2025

Lavinay tanteraka ny filazan’ny

Hamaky ny tohiny

Volam-panjakana sy volamena tao amin’ny BFM/ Liana te hahafahantra ny tena marina

14-nov-2025

ny olom-pirenena, hoy ny KMF/CNOE

Hamaky ny tohiny

Mamy Ravatomanga/ Mitombo ireo voarohirohy,

14-nov-2025

hotsaraina ny 20 novambra…

Hamaky ny tohiny

TSENABEN'NY / FIZAHANTANY ANDIANY FAHA-10

14-nov-2025

Misy tolotra ho an'ireo Malagasy te-hanao vakansy

Hamaky ny tohiny

SOLONTENAN'NY / MPIASAN'NY JIRAMA Tsy mpanongam-panjakana

14-nov-2025

izahay, avoahy ny namanay

Hamaky ny tohiny

Haingo Ravatomanga/ Naka 7 miliara Ar tao amin’ny CNaPS ?

14-nov-2025

Mipongapongatra sy mifoha ireo dosie samihafa

Hamaky ny tohiny

KAOMINÎNA ALAKAMISY-/ VONTOVORONA Miomana amin'ny

14-nov-2025

fiatrehana ny fotoam-pahavaratra

Hamaky ny tohiny

Isaky ny misy rotsak’orana/ Voahelingelina hatrany

14-nov-2025

ny fifandraisan-davitra

Hamaky ny tohiny

PM Herintsalama Rajaonarivelo/ « Tsy maintsy fongorina ny

13-nov-2025

tsimatimanota ! Tsy hanavahana ! »

Hamaky ny tohiny

Ben’ny tanàna manerana ny Nosy/ Miantso ny hampitsaharana

13-nov-2025

ny antsojay sy fanenjehana

Hamaky ny tohiny

Fitondràna vao 1 volana nijoroana/ Ny namela takaitra 16 taona indray

13-nov-2025

no miana-kendry mananatra sahady!

Hamaky ny tohiny

Tetik’asa PRODIGY 500 miliara Ar/ Ahiana ho misy lavaka ara-bola lehibe?

13-nov-2025

Raha ny tsilian-tsofina heno etsy sy eroa dia

Hamaky ny tohiny

Afera 11 miliara CNaPS-SMGD atolotra ny PAC anio/ Olona ambony maro tazonina, tsy hita

13-nov-2025

i Naina A, voarohirohy ny vadiny…

Hamaky ny tohiny

Fampikatsoana ny Jirama, fanimban-javatra/ Nosamborina i Anmora Ratovomanarivo

13-nov-2025

Nosamborin’ny polisim- pirenena

Hamaky ny tohiny

Nandatsahana zana-trondro / 1900 ny farihin’i Mamamba

13-nov-2025

Handraisana fepetra izay misotasota ny rano

Hamaky ny tohiny
Le fil d'actualité

07-janv-2021 00:00

Raharaha Volamena 73,7 kg: Araka tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra dia tsy maintsy atao ny fomba rehetra hamerenana ilay volamena milanja 73,7kg nakany ivelany ao amin` ny banky foibe eto Madagasikara. Hisy ny fifandraisana sy fiaraha-miasa amin’ny lafiny rehetra amin’ny fitondrana Afrikana Tatsimo.

07-janv-2021 01:00

PAC: Nampiakatra ny raharaha fanondrana volamena eny eny anivon’ny PAC na ny Pôle Anti-Corruption ny Fanjakana Malagasy. Hohenjehina ary hiharan’ny sazy ireo rehetra izay mikasa ny hanelanelana na hisakantsakana amin’ny fanatanterarahana izany fampodiana azy ireo izany eto an-tanindrazana. Tsy maintsy hampiharina ny lalàna, hoy ny fampitam-baovao.

07-janv-2021 02:00

Harena azo amin`ny tsy ara-drariny: Hijoro tsy ho ela ny « agence de recouvrement des avoirs illicites » araka ny efa voafaritra ao anaty didy hitsivolana mikasika izany.

07-janv-2021 03:00

Rivodoza: Hisy mpamatsy vola vonona handoa ny saram-piantohana tsy maintsy aloa amin’ny ARC mba hiantohana izay mety ho vokatry ny rivodoza 2020-2021 ho fanampiana ny Fanjakana Malagasy raha misy ny loza. Nampahafantarin’ny Minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola nandritra ny Filankevitry ny Minisitra ny faneken’ny KFW, izay mpamatsy vola avy amin’ny Governemanta alemana, ny fandraisana an-tanana izany saram-piantohana izany izay mitentina 2 tapitrisa dolara.

07-janv-2021 04:00

OTIV BOENY: Araka ny tapaka teo anivon` ny filankevitry ny minisitra omaly dia ny fanjakana amin’ny alalan’ny Paositra Malagasy no hanampy amin’ny famerenana amin’ny ampahany ny tahirim-bola napetrak’ireo mpikambana voafitaka tao anatin’ny fampindramam-bola madinika OTIV BOENY. Tsy maintsy mamerina ny vola nahodiny ireo rehetra mpitantana sy mpiasa voarohirohy tamin’izany ary hotohizana ny fanenjehana azy ireo araka izay voafaritry ny làlana.

07-janv-2021 06:00

Fitakian’ny ENS : Omaly alarobia, nidinan’ny mpianatra an-dalambe niaraka tamin’ny sorabaventy ihany, dia navotsotra ireo telo lahy voasambotry ny mpitandro ny filaminana taorian’ny fandravana ny sakandalana nataon’ireo mpanao fitakiana ny handraisana ho mpampianatra avokoa ireo vita fianarana tao amin’ny ENS (Ecole Normale Supérieure) Ampefiloha. Nisy ny fifandraisana teo amin’ireo mpianatra manao fitakiana sy ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena ny hironana amin’ny fifampiresahana. Etsy ankilany, milaza ny mbola hanohy ny fihetsiketsehana ny mpianatry ny ENS anio, hihetsika anio ihany koa ny any amin'ny faritra.

07-janv-2021 07:00

Fisolokiana: Lehilahy 20 taona nisandoka ho Lietnà-kolonely no voasambotry ny vahoaka ary natolotra ny Polisy tao Arivonimamo. Hikohizan'ny mponina tao Morafeno Atsimo mihitsy izy satria sady mamaky trano sy mampihorohoro sady mangalatra tanin'olona. Vao tsy ela akory no nisy vaky trano ary ny fantatra fa izy no tompon'antoka rehefa nampitoviana tamin'ny faladian-kirarony ilay dia hita teny an-toerana. Hiatrika famotorana famotorana avy hatrany izy.

07-janv-2021 08:00

Fanolanana: Tovovavy 17 taona tratry ny fanolanana faobe sy vono tao Ankadinondry Sakay. Ny 25 desambra 2020 teo dia nirahan'ny ray aman-dreniny izy kanjo nosakanana vehivavy mpivarotena iray sy lehilahy 3 hafa namany. Novonoin'ireto farany ary rehefa tsy nahatsiaro tena dia nanao ny filan-dratsiny izy 3 lahy. Efa voasambotry ny zandary izy 4 mianadahy ary natolotra ny fampanoavana ary naiditra amponja vonji-maika. Efa nahazo fitsaboana sahaza kosa ilay vehivavy.

07-janv-2021 09:00

Plan Emergence Madagascar : Hatolotra ho fantatry ny rehetra amin’ny 19 janoary 2021 Ny 19 janoary 2021 no hatolotra ho fantatry ny rehetra na ny mpamatsy vola, na ireo mpampiasa vola na ireo sehatra rehetra hiaraka hanatanteraka ny asa ny Plan Emergence Madagascar na ny PEM.

07-janv-2021 10:00

RN44 : Hisy fahatapahan-dalana ny zoma 08 janoary Noho ny asa fanamboarana ny lalana eo amin'ny PK151+500 Ankazotsaravolo, amin’ny lalam-pirenena faha-44 (RN44) mampitohy an'Ambatondrazaka sy Moramanga, dia ho tapaka ny fifamoivoizana eo amin'io lalana io ny zoma 08 janoary 2021 amin'ny 09 ora maraina ka hatramin'ny 05 ora hariva. Miantso ny mpampiasa lalana ny Minisiteran'ny Fanajariana ny tany sy ny Asa vaventy mba samy hanaiky sy hanaraka ireo toromarika izay omen'ireo tompon'andraikitra eny an-toerana.

voir plus