airtel

Actualités

20-oct-2026

Fandaharam-pirenena

momba ny fanatanjahantena

Sample post image

tsy mazava amin’ny mpisehatra

20-oct-2026

Ny talata hatramin’ny zoma lasa teo no voalaza fa novolavolaina ny fandaharam-pirenena momba ny fanatanjàhantena na «Programme national du sport» (PNS), hoy ny fampitàm-baovaon’ireo federasionana fanatanjahantena samihafa eto Madagasikara. Tsy mazava amin’ny mpisehatra nefa ny tena votoatin’izany, hoy ny fanazavàna, ary tsy maharesy lahatra ihany koa hoe tena neken’ny maro an’isa. Mampametra-panontaniana ao anatin’izany ny mikasika ny fivelaran’ireo fifaninànana eo amin’ny sehatra anatiny mipaka amin’ny sehatra iraisampirenena. Misy amin’ireo federasionina sasany aza moa no milaza fa tsy isan’ireo natonona akory nialoha sy nandritr’izay famolavolàna fandaharam-pirenena izay, raha ny angom-baovao voaray hatrany. Andrasana ny fanazavàna.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

20-oct-2026

Mijoro mba hisorohana ny krizy miverimberina

Card image cap
20-oct-2026

Hanomezan-danja ireo mpankafy

Card image cap
19-oct-2026

Laviko ny fiampangana ahy ! »

Card image cap
19-oct-2026

Ny Minisitry ny fitsarana no

Card image cap
19-oct-2026

Mpiasa ambony iray ao

Card image cap