airtel

Actualités

27-juin-2024

Fetim-pirenena tao Ambato, Ambohidratrimo

Fahombiazana ny hetsika hira gasy

Sample post image

Azo ambara ho fahombiazana ny hetsika hira gasy, nokarakarain’ny fikambanana

27-juin-2024

Hasin’ny Zazamanga tao amin’ny kaominin’Ambato, distrikan’Ambohidratrimo, ny tolakandron’ny 25 jona 2024 teo, raha ny fampitam-baovao voaray. Tafiditra tao anatin’ny fankalazana fetim-pirenena moa izany, raha ny fanazavan’ny filohan’ny fikambanana, Sarobidy Rakotondravao. Rasoalalao kavia avy ao Ampahimanga sy Ramilison besigara Zanany avy ao Fenoarivo, raha tsiahivina, no nifampitana tao anatin’izany. Mpihira gasy efa samy manana ny toerany eo amin’ny sehatra iraisampirenena mihitsy ireo fa tsy eto Madagasikara ihany, raha ny fanazavana hatrany.
J. Mirija

 

Dans la même rubrique

18-févr-2026

Misy ny fiomanan’ny kolonely Michaël Randrianirina

Card image cap
18-févr-2026

Nidina an-dalambe nanao fihetsiketsehana

Card image cap
18-févr-2026

Manohy ny fanoloran-tenany amin'ny

Card image cap
17-févr-2026

vitan’ny hafa ve tsy ho vitantsika,

Card image cap