airtel

Actualités

11-avril-2020

Actualités

Real TV Efa mandeha indray

Naneho Fisaorana sy Fankasitrahana eram-po eran-tsaina ny rehetra nankahery sy nanohana azy tao anatin’ny fotoan-tsarotra nisian'ny fahatapahana ny fahitalavitra Real TV Madagasikara.

11-avril-2020

 

 

 

Sitraka sy Telina tompoko fa hery lehibe ho anay ny fisianareo mpankafy maro be miara dalana aminay, hoy ny hafatra nataon’izy ireo tao amin’ny pejy manokany. Tafaverina soa ny fahitalavitra nefa ialàna tsiny ny mety ho mbola faharatsian'ny sary sy feo any an-tokantranontsika any fa mbola anaty andrana teknika sy fanatsaràna tanteraka isika izao, hoy hatrany ny hafa miantefa amin’ny mpanaraka. Nanomboka ny marainan’ny 7 aprily lasa teo raha tsiahivina no tapaka ity fahitalavitra ity noho antsojay nahazo azy ireo, raha ny fanazavana. Gafy no voalaza fa nahatonga ny fahatapahana satria nosimbaina ny fitaovana teny Ambohimitsimbina.

 

Toky R

 

Dans la même rubrique

16-oct-2026

no nampanamboatra ilay sary

Card image cap
16-oct-2026

banga 18MW ny famokarana

Card image cap
16-oct-2026

Fahazotoana sy fikirizana

Card image cap
16-oct-2026

400 isa isan-taona ny fangatahana

Card image cap
16-oct-2026

Notoloran’ny Masoivohon’i Sina fitaovana

Card image cap
15-oct-2026

Niteraka resabe,

Card image cap