airtel

Actualités

15-oct-2026

Trafika sokatra

Vehivavy mpandraharahan'ny

Sample post image

fonja iray naiditra am-ponja

15-oct-2026

Mivoatra hatrany ny fanadihadiana momba ny raharaha sokatra miisa 152 tratra teny 67 Ha ny 30 martsa 2026, izay nahasamborana vehivavy iray nisandoka ho polisy ny 10 aprily 2026. Nandritra izany fanadihadiana izany no nahafantarana fa misy mpandraharahan’ny fonja iray nanamora ny fifandraisan’ireo voafonja voarohirohy amin’ny trafika sokatra sy ireo olona ao anatin’ny tambazotra mbola eny ivelan’ny fonja. Taorian’ny fahazoana alalana mba hahafahana manohy ny fanenjehana na "ordre de poursuite", dia natolotra ny Fitsarana miady amin'ny kolikoly (PAC) eto Antananarivo ity Vehivavy mpandraharahan'ny fonja ity ny 13 oktobra 2026, ary naiditra am-ponja vonjimaika taorian'ny fihaonana azy.
Nangonin'i Jean D.
 

Dans la même rubrique

15-oct-2026

Niteraka resabe,

Card image cap
15-oct-2026

ireo tompon’andraikitra Tranga iray voajanahary

Card image cap
15-oct-2026

Hosaziana izay tratra mandefa

Card image cap
14-oct-2026

lamandy 4 tapitrisa Ar, onitra 1 miliara Ar

Card image cap
14-oct-2026

ny FFKM fa misy te hanakorontana…

Card image cap