airtel

Actualités

01-mars-2018

Actualités

Zanak’i Fandriana sy Fikasàna Hifankahita etsy Soanierana

Aleo tara toy izay tsy misy ! Izay no azo hanambarana ny hetsika fifampiarahabana nahatratra ny taona fanao isan-taona ho an’ny Zanaky ny distrikan’i Fandriana, Fisakàna ary ny faritra Amoron’i Mania. Hetsika faha-7 hokarakarain’ny Association Ny Aina

01-mars-2018

 


 « Ny Agnarandray tsa afify » tarihin-dRtoa Dina Taratriniaina Rakotomalala. Fifankahitana aty an-tany fitadiavana no anton’ny lanonana miaraka amin’ireo andrarezin’ny fanafanana fety (Francis Turbo, Generation Mara, Kala Berta sy Lanto Raindimby. Havadika asa soa mivaingana homena ny kaominina any an-tanàna toy ny tetezana sy famatsiana fitaovana samihafa ao amin’ireo tobim-pahasalamana ireo vola voaangona.

Ntsoavina Evariste

 

 

Dans la même rubrique

16-oct-2026

no nampanamboatra ilay sary

Card image cap
16-oct-2026

banga 18MW ny famokarana

Card image cap
16-oct-2026

Fahazotoana sy fikirizana

Card image cap
16-oct-2026

400 isa isan-taona ny fangatahana

Card image cap
16-oct-2026

Notoloran’ny Masoivohon’i Sina fitaovana

Card image cap
15-oct-2026

Niteraka resabe,

Card image cap