airtel

Fahasalamana

24-nov-2026

RAHAMEFY TOJO

Hiazo an’i Rosia hiatrika fandidiana fanindroany

Sample post image

Hihazo an’i Rosia hiatrika fandidiana

24-nov-2026

fanindroany indray i Rahamefy Tojo anio Talata 24 Novambra noho ny fandraisana andraikitry ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika ny Kolonely Randrianirina Michael. Hotanterahina amin’izany ny fanakatonana ny fery misokatra eo amin’ny tendany. Raha tsiahivina dia tamin’ny volana Jona lasa teo ny fitsaboana voalohany natao tamin’i Tojo tany Rosia. Izy moa dia isan’ny tanora tafavoaka velona tamin’ny raharaha Ambohimalaza. Tamin’izany fotoana izany dia nalefa niaraka nitsabo tena taminy tany Rosia koa i Teddy Harry Tiana, ilay mpaka sary voatifitry ny bala teo amin’ny tongony nandritra ny tranga teny amin’ny Toby Ratsimandrava ny Sabotsy 11 Oktobra taona 2025.
Pati
Legende : Handalo fandidiana fanindroany indray i Rahamefy Tojo !
 

Dans la même rubrique

23-nov-2026

Nanolotra valizy medikaly

Card image cap