airtel

Fandriampahalemana

01-juil-2025

FANENDAHANA SY FANOLANANA TAMBABE

Tovovavy 25 taona nipipizana ny vavany, nodarohana....

Sample post image

Tena efa mihabiby ny olona sasany ankehitriny. Tovovavy kely iray vao 25 taona

01-juil-2025

monja avy nivarotra niaraka tamin’ny sakaizany no voahendaka, voadaroka, voaholana ny alin'ny 25 nifoha 26 Jona lasa teo. Tao amin'ny Fokontanin'i Tsiafahy, Antsirabe II no nitrangan'izany. Tsy nijanona teo ity tranga ity raha araka ny vaovao azo fa mbola nipipizan'ireo mpanolana ihany koa ny vavan'ilay tovovavy. Nihetsika ny mpitandro ny filaminana taorian'izany ka miisa 5 lahy ireo efa voasambotea ary efa natolotra ny fampanoavana. Tompon'antoka tamin'izany asa ratsy izany avokoa izy ireo. Efa nahazo ny fitsaboana sahaza azy kosa ilay tovovavy hoy hatrany ny vaovao azo.Mila mailo araka izany ny rehetra tsy hody hariva na handeha irery fa tsy tery lalana ny ratsy.
Pati
Légende : Inoana fa tsy maintsy haka saina any am-ponja izy 5lahy ratsy fanahy ireto !
 

Dans la même rubrique

07-mai-2026

tompon'ny Hotel Jardin de la mer

Card image cap
06-mai-2026

maty notifirin’ny zandary, mitroatra ny vahoaka…

Card image cap
06-mai-2026

faty nisy namono tao an-tokantranony

Card image cap
06-mai-2026

Voasambotry ny Polisy teny Ampasampito

Card image cap