airtel

Fandriampahalemana

03-mars-2026

LEHILAHY

NANGALATRA MOTO MISY GPS

Sample post image

Voasambotra teny Andohatapenaka, naiditra am-ponja

03-mars-2026

Voasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny Kaomisarian'ny Boriboritany faha 07, 67 ha tao Andohatapenaka III ny lehilahy iray nangalatra moto scooter ny maraim-ben’ny 25 Febroary teo . Moto misy GPS io nangalarin’ilay lehilahy io ka noraisim-potsiny izy ary tratra tany aminy ilay moto halatra. Natolotra ny Fampanoavana ny Sabotsy 28 Febroary teo ny raharaha ka nidoboka am-ponja vonjimaika ilay mpangalatra. Misimisia ny tahaka izany.
Nangonin'i Pati
Légende : Any am-ponja ilay ranamana ity no hanohy ny fiainany !


 

Dans la même rubrique

22-sept-2026

Tonga hatrany an-davarangan’olona mangalatra lamba sy vilany

Card image cap
18-sept-2026

6 nidoboka am-ponja, iray tarika amin'ny 73kg...

Card image cap
18-sept-2026

Ravan'ny Polisim-pirenena, olona 9 voasambotra tany Tolagnaro

Card image cap
18-sept-2026

vadiny dia namono ten izy

Card image cap
18-sept-2026

Nampidirina am-ponja vonjimaika

Card image cap