airtel

Fifamoivoizana

12-juin-2025

Fitohanana eto Antananarivo

Tsy misy ahafahana manivaka intsony!

Sample post image

Na hianavaratra, na hianatsimo, na hiankandrefana na hiantsinanana,

12-juin-2025

tsy misy ahafahana manivaka intsony ny fifamoivoizana eto Antananarivo renivohitra, raha ny hita omaly aloha! Maro ireo mpamily nitaraina ho diso kajy, indrindra, izay nandalo tamin’iny manodidina an’Anosy, Mahamasina, Ambohijatovo hatramin’ny nidina an’Analakely iny. Fitohanana na tohamboivoy tsy nifankahitàna. Sady lany fotoana ety an-dalana nefa ny fihariana koa tapaka satria tapaka ny herinaratra vao tonga any amin’ny toeram-piasana, hoy ny fanehoan-kevitr’ireo tsy manana fahefa-mividy hampiasa angovo hafa ankoatran’ny omen’ny JIRAMA sy ireo manao asa ampitain-davitra.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique