omaly Alarobia 22 Oktobra teny Ankazobe kaominina Ambohimanambola, distrikan'Avaradrano. Moto Scooter iray nisongona bisikileta no fantatra fa niteraka ny loza ka nifampikotroka nivantana tamina Taxibe iray mampitohy amin'Ambohimanambola Ambohijatovo ... Vokany, maty teo noho eo ilay lehilahy nitondra ilay kodiaran-droa, raha naratra mafy kosa ilay vehivavy. Tsiahivina moa fa mahatratra 10 isan'andro ireo olona mamoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana eto amintsika. Ankoatra ny fandehanan'ny mpamily mafy dia anisan'ny antony mahatonga ny loza ny olana ara-teknika mety mahazo ilay moto na fiara.
Pati
Légende : Nandriaka tahaka izao ny ra !
Ela tsy nisy vahaolana, araraotin'ny fitaterana hanaovana gaboraraka