airtel

Fifamoivoizana

18-août-2025

SAMBO AW

Roa volana tsy hita popoka, baraingo ireo olona ao anatiny

Sample post image

Roa volana katroka izao tsy hita popoka ilay sambo A.W izay niala tao Mahajanga ny 16 Jona

18-août-2025

lasa teo ary tsy hita sy nandrenesam-baovao intsony hatramin’izao. Mpiray Tanindrazana miisa 28 raha kely no tao anatiny izay tsy fantatra intsony ny momba azy. Miantso fifanomezan-tànana sy vaovao marim-pototra ny fianakavian'izy ireo sy ny tompon’ilay sambo ary ireo manam-pahefana ifotony. Tokony hanao rodobe sy fikarohona miaraka amin'ny fitaovana tsy ankiato hoy izy ireo‚ mandrapahitana ny tena marina. Marihina tokoa mantsy fa somary mangingina ny Fitondram-panjakana Malagasy mikasika ity raharaha ity nefa ain'olona no voakasika.
Pati
Légende : Mbola baraingo mikasika ity Sambo ity sy ireo olona tao anatiny !
 

Dans la même rubrique

29-avril-2026

afaka mandray fiaramanidina 100 isan'andro

Card image cap