airtel

Fifamoivoizana

16-déc-2025

Takarivan’Antananarivo

Efa tsy laizina sahady ny fitohanana

Sample post image

Efa tsy laizina sahady ny fitohanana

16-déc-2025

eto Antananarivo renivohitra rehefa takariva ao anatin’izao 9 andro tsy hahatongavan’ny fetin’ny Krismasy izao. Fitohanan’ny fifamoivoizana eto no resaka. Tsy eny Anosibe na Anosizato irery io na Akorondrano fa hatreny amin’ireo toerana neverina hatramin’izay fa tsy dia tokony hisy izany ireny, tahaka an’Avaradoha sy eny Betongolo eny, raha ny hita omaly hariva aloha. Na izany na tsy izany anefa, hoy ireo fanehoan-kevitra nifandimby, dia efa ela no tokony novahàna sy voavaha ity olan’ny fitohanana eto an-drenivohitra ity saingy ny finiavana politikan’ireo nifandimby nitantanana ny tanàna hatrany no mampametra-panontaniana.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

29-avril-2026

afaka mandray fiaramanidina 100 isan'andro

Card image cap