na kodiarandroa no nilatsaka tao amin’ny rano eo akaikin’ny tetezana eny Antohomadinika ny tolakandron’ny omaly, raha ny fampitàm-baovao voaray. Samy latsaka tao anatin’ilay rano maloto ilay vehivavy sy ny moto. Nifamonjen’ny olona ny famoahana azy tao. Avotra soa aman-tsara ihany ity vehivavy ity, raha ny fampitàm-baovao voaray farany hatrany.
Nangonin’i J. Mirija