airtel

Finoana

17-août-2026

Fanagadrana an'i Lee Man Hee

Miantso famotsorona ny

Sample post image

mpitarika ny Shincheonji eto

17-août-2026

Nampahafantatra teny amin'i Maison Du Numérique Ankorahotrany ambaran'izy ireo fa tsy rariny mihatra amin'ny mpitondra fivavahana iray any Corée atsimo, Lee Man Hee mpitarika ny Fiangonana fiangonana Shincheonji ny solontenany eto Madagasikara ny faran'ny herinandro teo teny amin'i Maison Du Numérique Ankorahotra, ka naneho fitakiana ny rariny eo anatrehan'izany zavatra izany. Nisy ny fivoriana sy fanangonan-tsonia an'ireo Pasteurs maromaro mitaky ny rariny sy hamoahana io mpitondra fivavahana iray io izay efa 95 taona io, izay ambaran'izy ireo fa iharan'ny tsindry hazolena sy fanenjehana mafy. "Mahatsapa manana adidy izahay amin'ny maha mpitondra fivavahana, ary mangataka ny mba hamelana malalaka ny fahalalana ara-pivavahana araka ny lalana misy.", hoy izy ireo.
Toky R
 

Dans la même rubrique

17-août-2026

firenena sy ireo olona varira

Card image cap