airtel

kolontsaina

17-juin-2026

Fetin'ny Mozika 2026

Ho ambohipihaonana eo

Sample post image

amin'ny Parvis – Analakely

17-juin-2026

Hankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mozika i Madagasikara. Hetsika fanao isan-taona izy ity, ary hita amina firenena maherin'ny 130 manerantany raha toa ka tany Frantsa no niandohany tamin'ny taona 1982. Ny Alliance Française de Tananarive no mpikarakara ny hetsika, fa amin'ity taona ity dia isany mpiara-miasa ho fahatanterahan'izany ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, izay hiantoka tanteraka ny fahadiovana sy fandriam-pahalemana mandritra ny fankalazana. Eo amin'ny Parvis de l’Hôtel de Ville Analakely no ho ambohipihaonana amin'ny zoma 20 jona izao. Hisy lapihazo amin'io, hanaovan'ireo mpanakanto maro isankarazany fampisehoana talenta. Hisy koa ny fifaninanana mozika misokatra ho an’ny rehetra. Maimaimpoana tanteraka ny fidirana. Hisy koa ny "Carnaval".
Jean D.
Nandritra ny fampahafantarana ny ho fizotran'ny Fetin'ny Mozika 2026
 

Dans la même rubrique

17-juin-2026

fa ahiana ho lasa vetaveta»

Card image cap
16-juin-2026

de Russie », sidina mivantana,…

Card image cap