airtel

kolontsaina

30-août-2024

Hira gasy

Nodimandry i Félix Ranaivoarison

Sample post image

Nodimandry omaly maraina teny Isotry i Félix Ranaivoarison, mpihira gasy sady mpitarika ny

30-août-2024

tarika mpanao hira gasy, Ramilison Besigara Zanany, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Mpanoratra, mpamoron-kira sady «metteur en scène», izany hoe mpandrindra an-tsehatra, tao amin'ny tarika koa izy. Aretina naharitra, izay takaitran'ny fahatapahana lalan-dra na AVC no nahazo azy. Io no voalaza ho nitarika ny fahafatesany, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany sy ireo akaiky azy rehetra moa ny gazety Tia tanindrazana.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

28-avril-2026

Ahiana ho fandorana niniana natao, hafainganina ny fanarenana...

Card image cap