airtel

kolontsaina

10-nov-2022

kolontsaina

Jean kely sy Basth, Dadd Samy Malagasy, Prosh’Ely… Hanao tsiahy kaiamba ao Antsahamanitra

Sample post image

Ny 4 desambra izao dia no hifampitaona etsy Antsahamanitra indray ireo kintan’ny kaiamba fahizay. “Tsiahy kaiamba” moa no lohatenin’ity fampisehoana ity, hoy ny fanazavan’ny mpikarakara.

10-nov-2022

Jean kely sy Basth, Dadd Samy Malagasy, Christin Euseb Est, Jacquie Edmée, Julien Raminie, Coco Tavaratra, Raymond Justin Pierre, Prosh’Ely, Prince Lukassa, Charles Martin, Simon Randria, Zozo Mananjary kosa no hifarimbona hampahatsiahy izany hiran’ny omaly izany. Tsy ho ela dia hivoaka ny tapakila, hoy hatrany ny mpikarakara.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-mai-2024

Maimaimpoana ho an’ny mpianatra rehetra ny fidirana amin’ny Mozea manerana ny Nosy rahampitso Sabotsy 18 May.

Card image cap