airtel

kolontsaina

21-août-2025

Mamy Gotso

Isan’ireo hitsara ny «Intervision 2025» any Rosia

Sample post image

Ny mpanakanto D-Lain sy Denise no hisolotena an’i Madagasikara handray anjara

21-août-2025

amin’ny fifaninanana «Intervision 2025» any Rosia ny 20 septambra 2025 hoavy izao, raha ny fampitàm-baovao voaray. Ny «Intervision 2025» dia fifaninanan-kira ahitàna ny fandraisana anjaran’ireo efa mpanakanto matihanina avy amin’ny firenena miisa 16. Vola mitentina 300.000 Euros na 1.500.000.000 Ariary no loka ho an’izay mibata ny amboara amin’izany fifaninanana izany. Ny Mpanakanto malagasy, Mamy Gotso, kosa no isan’ny handrafitra ireo mpitsara any Rosia, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

24-août-2026

Azo lazaina ho isan'ireo malagasy

Card image cap
24-août-2026

amin'ny fomba hafa mihitsy

Card image cap