airtel

Politique

16-août-2011

Politique

Dr Rakotomalala Manan’Ignace Nisintaka teo amin’ny sehatra politika

16-août-2011

Nisintaka teo amin’ny sehatra politika ny Dokotera Rakotomalala Manan’Ignace, izay filoha mpitarika ny Fikambanana Manaovasoa. «Noho ny taonako sy ny toe-pahasalamako, dia manambara fa tsy afaka hanao politika mavitrika intsony, ary manolotra ny fahefana an’Atoa Razafimahatratra Dieudonnée izay hifidy ny ho mpiara-miasa aminy hitantanana vonjimaika ny Fikambanana Manaovasoa manomboka izao”, hoy fanambarana maika sy lehibe nataony.

 

Nangonin’i Jean D.

Dans la même rubrique

06-oct-2026

Tanteraka raha manohana

Card image cap
06-oct-2026

hanakonana ny Marina

Card image cap
05-oct-2026

Rajosoa no hitarika ny ao Toamasina

Card image cap
05-oct-2026

nentina, voafehy sy miakatra ny toekarena

Card image cap
05-oct-2026

ilaina fa tsy politikan'ady seza

Card image cap