airtel

Politique

02-sept-2026

Eliace Ralaiarimanana

«Aleo ratsy fiandohàna dia

Sample post image

mba tsara no hiafaràna!»

02-sept-2026

Izao ataovy an-tsaina ary averina ombieny hoe ny fitantanana tsara misy ho enti-miantitra, hoy ny antoko politika Kristianina manao politika. Ny tsara atao no orim-bato fa ny ratsy atao loza miantona ary ny soa atao no vatsy zairina, hoy ny filohan’ny antoko, Eliace Ralaiarimanana. Samia mamisavisa, hoy izy! Aleo ratsy fiandohàna dia mba tsara no hiafaràna toy izay tsara fiandohàna kanefa ratsy fiafara! Aleo halan'andriana toy izay halam-bahoaka. Ny olona marina amin'ny tenany sy ny teniny mijoro mandrakariva amin'ny fahamarinana, hoy hatrany ity antoko ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

11-sept-2026

Nifoha ny dosie mikasika ny

Card image cap
11-sept-2026

tena tadiavintsika fa tsy voavidy na voazanaka ara-tsaina»

Card image cap
10-sept-2026

mpitondra ambony any Eoropa ny PRRM

Card image cap