airtel

Politique

01-sept-2026

Fikaonandoham-pirenena

Hiainga ny alarobia izao

Sample post image

ny dinika politika

01-sept-2026

Hiainga ny alarobia 2 septambra 2026 izao ny dinika politika ao anatin’ity dingan’ny fikaonandoham-pirenena eto Madagasikara ity, raha ny fampitàm-baovao voaray avy eo anivon’ireo antoko politika samihafa naharay ny fanasàna momba izany omaly. Ny 2 hatramin’ny 8 septambra 2026 no hanatontosàna izany eny amin’ny lapam-panjakàna eny Iavoloha, raha ny voalaza ihany. Solontenan’ireo antoko politika misy eto amin’ny firenena no handray anjara amin’izy io. Handray sy hihaino ny hetaheta sy hevitra tapaka ao anatin’izany ihany koa ny filohan’ny fanavaozana sy ireo mpanolontsaina ambonin’ity rafi-pitantanana ny firenena ity, raha ny fampitàm-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

11-sept-2026

Nifoha ny dosie mikasika ny

Card image cap
11-sept-2026

tena tadiavintsika fa tsy voavidy na voazanaka ara-tsaina»

Card image cap
10-sept-2026

mpitondra ambony any Eoropa ny PRRM

Card image cap