airtel

Sosialy

03-sept-2026

Ankizy eto Madagasikara

77% mbola tsy mahazo sakafo ampy

Sample post image

77%n’ny ankizy eto Madagasikara

03-sept-2026

no mbola tsy mahazo sakafo ampy sy maro karazana, indrindra, ireo latsaky ny 2 taona, raha ny fampahafantarana voaray farany teo anivon’ny UNICEF na ny sampan-draharahan’ny firenena mikambana misahana ny reny sy ny zaza. Ho fanatsaràna izany no anton’ny fiaraha-mientana eo amin’ny fanjakàna malagasy, UNICEF ary ny vondrom-piarahamonina amin’ny alalan’ny tetikasa First Food, hoy ny fampitàm-baovao voaray omaly. Izy io, raha ny fanazavàna, dia mikendry ny hampitombo ny fahazoan’ny ankizy sakafo mahavelona sy vokatra ara-tsakafo. Sakafo sy vokatra azo avy eny ifotony mihitsy eto no resaka, raha ny fanazavàna voaray hatrany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

03-sept-2026

Manolotra fitaovam-pianarana 1 200 ny Fondation Axian

Card image cap
02-sept-2026

tsy miaraka amin’ny mpiasa izany!»

Card image cap
02-sept-2026

karazam-bary vaovao "Besalohy" ny FOFIFA

Card image cap
02-sept-2026

mampiana-janaka

Card image cap