airtel

Sosialy

28-janv-2026

Kaominin’i Tanambe sy ny manodidina

Tondraka ny rano, an-jatony

Sample post image

maro no traboina Tondraka ny

28-janv-2026

rano ao amin’ny kaominin’i Tanambe, faritra Alaotra Mangoro, distrikan’Ambatondrazaka sy ny manodidina amin’izao fotoana izao, raha ny fampitàm-baovao voaray any an-toerana. Tsy misy ny fanamboarana ny barazy ao Anony, hoy ny fanazavàna. Sompitr’i Madagasikara nefa aty, hoy ireo mponina, ka manaitra ny tomponandraikim-pahefana hijery akaiky ny zava-misy. An-jatony maro no traboina any an-toerana amin’izao fotoana izao, raha ny fampitàm-baovao voaray ihany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Taratry ny fahaiza-manaon'ny tantsaha Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

«Ny fahefa-mividy tsara no ahafahana manatsara kalitao»

Card image cap