Maromitety I Kaominina ambanivohitra Maromitety Distrikan'i Marolambo ny tolakandron'ny Alarobia teo. Saika vita amin'ny zavamaniry moa ny ankamaroan'ny trano fonenan'ny mponina ao no somary etiety ny firafitry ny tanàna ka nihazakazaka ny fiitaran'ny afo. Niezaka namono afo ihany ny mponina saingy sarotra noho ny firedaredan'ny lelan'afo. Potika hatrany amin'ny 95% ny tanàna. Vokany, fianakaviana hatrany amin'ny 350 no tsy manan-kialofana. Betsaka no tsy nanana afa-tsy izay fitafiana teny an-kodiny.
Jean D.
Fahapotehana vokatry ny haintrano tao Maromitety I