airtel

Sosialy

19-juin-2026

Menaka 20 litatra

Nivadika rano maloto

Sample post image

Vao avy nividy menaka 20 litatra dia

19-juin-2026

nandray Bajaj tao Antaimby ho any Sambava centre ny mpivarotra menaka an-tsinjarany iray, raha ny fitantarany omaly. Nangataka hijanona kely hividy voamaina teo an-tsena izy dia avy eo roso indray ny dia, hoy ny fanazavàna. Vao tonga tao an-trano dia hanomboka hivarotra menaka tamin'ny mpanjifany izay efa milahatra teo amin'ny «Épicerie» na fivarotana enta-madinika. Akory anefa ny hatairana fa toa niova ho rano ilay menaka, hoy izy? Voatery nentina niverina haingana tamin'ny mpivarotra ny entana fa menaka araka ny tokony ho izy no nivoaka avy tato, hoy ihany ity mpivarotra enta-madinika ity.
J. Mirija
Sary fanehoana
 

Dans la même rubrique

10-août-2026

Araka ny tatitra farany navoakan’ny

Card image cap
10-août-2026

Tra-doza nifatrarana fiara Starex...

Card image cap