airtel

Sport

25-août-2026

Bono Rabeharivelo

Nahomby ny fitsapàna tany Alzeria

Sample post image

Nahomby ny fitsapàna na "test"

25-août-2026

nataon'ilay lohalaharana malagasy vao 19 taona, Bono Rabearivelo, tany Alzeria, hoy ny fampitam-baovao voaray mikasika ity kintan'ny baolina kitra malagasy tany amin'ny amboaran'i Afrika na Chan 2023 ity omaly. Antony io, hoy ny fanazavàna, tsy nahitàna ny tovolahy nandritry ny fihaonan'ny FC Rouge sy CFFA farany teo. Hanasonia fifanarahana matihanina afrikanina sy ivelan'i Madagasikara voalohany, araka izany, ny tenany. Ny fifaninanam-pirenena alzerianina aloha no isantarany azy fa ny irariana kosa dia ny ifaninànany amina fifaninànana hafa avoavo kokoa toy ny any Etazonia sy Eoropa na hafa.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

25-août-2026

tamin'ny US Monastyr

Card image cap
24-août-2026

ny andiany faha-38

Card image cap
24-août-2026

Nahazo ny laharana fahatelo i Iaro Razanakoto

Card image cap